|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsingidina
Fototeny  2 tsingidina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa
8 Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra
9 Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20