|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lavo
Fototeny  2 la
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lavina [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 lavina [1.2]

Teny iditra (2/2) 5  lavo
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Tanala] mianjera, potraka [1.78]
18 Potraka: Nibolisatra izy ka lavo
19 Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy
20 Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho
21 Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [1.2]
23 fallen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 tombé, déchu [1.8]
Mpanahaka  25  mianjera, 26  miongana, 27  mitsinkasina, 28  Potraka, 29  tsirara
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny how lavo
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  lavo, 32 lova, 33 valo, 34 vola

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22