Entrée | 1 zatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony [1.1] |
Explications en anglais |
4 accustomed [1.7] |
Explications en français |
5 habitué; apprivoisé [1.3#869, 1.8] 6 Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé [1.3#869] |
Exemples |
7 Mba ho zatra vahoaka, hono.
[2.4]
8 Efa zatra namboly ihany izy. [2.356] 9 Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 34 4 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 35 Proverbes contenant ce mot |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |