|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifankazarana |
| Fototeny | 2 zatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 familiarité.
[1.3#869] |
| Ohatra |
5 Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa.
[1.214]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|