|
|
|
|

Teny iditra1  fanazarana
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina
5 Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 training, esp. for sports [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause [1.3#869]
8 entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8]
9 entraînement, exercice [1.13]
Ohatra  10  Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo. [2.445#]
Tovy hevitra  11 fankazarana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09