|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 bana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 se dit des portes et des fenêtres ouvertes en grand.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6 banabana |
| Mpanahaka | 7 danadana, 8 sanasana, 9 tanatana |
| Teny iditra (2/7) | 10 bana |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[baña]
12 banga (nify, ets.).
[Tambahoaka, Taimoro, Bara, Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala]
[1.78] 13 banga, simba, mahafohana. [Taisaka] [1.78] 14 banga. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 for banga.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[baña]
16 édenté, incomplet.
[Taisaka]
[1.82] [bañà] 17 ébréché. [Taisaka] [1.82] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/7) | 22 bana |
| Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 for bena.
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (4/7) | 25 bana |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 a shrubby plant with edible fruit. It is known as the egg-plant, egg-apple, Aubergine, Brinja, etc. Solanum Melongena, L..
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 sorte d'aubergine..
[Tankarana]
[1.19] 29 (de bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil. L'aubergine : Solanum melongena L. (Solanaceae). Voir aussi voabana.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/7) | 31 bana |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 de bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil..
[Tankarana]
34 l'ambrette : Abelmoschus moschatus Medik. (Malvaceae).. [1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry: anana |
| Kamban-teny rehetra | 36 bana ny andro |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (6/7) | 37 Bana |
| Sokajin-teny | 38 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
39 Baana, Solomon's commissary in Jezreel and in the North of the Jordan valley West of the river; son of Ahilud..
[1.114#88] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 Baana.
[2.996] |
| Voambolana | 41 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 42 baana, baana |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 43 Toko sy andininy momba Bana |
| Teny iditra (7/7) | 44 Bana |
| Sokajin-teny | 45 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
46 Baana, father of Zadok in Nehemiah's time.
[1.114#88] |
| Fanazavàna teny frantsay |
47 Baana.
[2.996] |
| Voambolana | 48 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 49 baana, baana |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 50 Toko sy andininy momba Bana |
| Fivaditsoratra | 51 Bana, bana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|