|
|
|
|

Entrée1  vasoka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako
afa-baraka ka menatra [1.1]
Explications en anglais  4  off-color, tarnished, discolored [1.7]
Explications en français  5  terne [1.8]
6  se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
7  terni [1.8]
Exemples  8  nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [2.270]
9  Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  22  2 combinaisons de ce mot
Analogues  23  tsy mamiratra, tsy mangirana, tsy mandina, matroka, mangafoka, mangavoka, vazina, kimavo
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  25 savoka, 26 sovaka, 27 vasoka

Mis à jour le 2025/10/08