|
|
|
|

Teny iditra1  mangafoka
Fototeny  2 hafoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Maimaina kely rano.
5 Tsy mifatratra tsara fa mibohabohaka.
6 Makafoka.
7 Mararirary toa maimaina ny ambavafo. [1.1]

Fivaditsoratra  8 famangoka, 9 mangafoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12