|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangavoka |
| Fototeny | 2 havoka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vasoka, tsy mihiratra na mandina fa matroka: Mangavoka izany ranjon' ise izany, ry Naivo, fa' ndeha sasao.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|