|
|
|
|

Teny iditra1  tsy maty manota
Singan-teny  2 tsy, 3 maty, 4 manota
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. [1.38]
7  Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: [4.27]

Fivaditsoratra  8 tsimatimanota, 9 tsy maty manota

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12