|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manota
Fototeny  2 ota
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory.
5 Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to transgress, to deviate from the line to sin. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 violer, transgresser, pécher. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)13  mañota
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 manao ankery, mandrivatsy. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)16  manotà
Fototeny  17 ota
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manota [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 amonta, 20 antoma, 21 manato, mañato, 22 mañota, manotà, manota, 23 matona, 24 tamano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10