|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy manan-dray |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 manana, 4 ray |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny zaza tsy fantatra ny ray niteraka azy
[1.1] |
| Mpanahaka | 7 zanadranitra, 8 zanakaanelakelatrano, 9 zazatsisyray, 10 zazasary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|