|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zaza sary |
| Singan-teny | 2 zaza, 3 sary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 zaza tsy manandray ara-dalàna
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an illegitimate child
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Les bâtards sont des copies et non des originaux.
[2.415#1017] 8 enfant illégitime [1.8] |
| Ohatra |
9 ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova;
[2.508#]
10 Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary! [2.499#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|