|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a species of grasshopper [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 nom d'une sauterelle de couleur olivâtre. Paracinema tricolor, Th. [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 31  Tsindrano
Sokajin-teny  32  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  33 nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Tovy hevitra  34 tsindranolahy

Fivaditsoratra  tsindrano, Tsindrano, 35 tsindrona

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07