| Entrée | 1 tsimbotry |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1] |
| Explications en anglais |
4 the adrisa grasshopper before it has its wings [3.1] |
| Explications en français |
5 la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1] |
| Exemples |
6 Tsy tsimbotry aman'adrisa ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra fa valala avy lavitra ny havanao ka mifidy taon-kihaviana [2.131] |
| Vocabulaire | 7 Zoologie: invertébrés |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Proverbes | 31 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|