|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ambolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fahaiza mamantatra zavatra amin' ny fofony.
4 fikarohan' ny orona amin' izay niavian' ny fofona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 flair, l'odeur de la piste. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)16  ambolo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 se disait d'une jeune fille remarquable par sa beauté. [2.415]

Teny iditra (3/5)19  ambolo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 karazam-balala kelikely, maitso ny volony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a species of green locust. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 nom de la sauterelle verte. [1.3]
24 sauterelle de très belle espèce. [2.415]
Voambolana  25  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  48  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  49  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5)50  ambolo
Sokajin-teny  51  anarana
Fanazavàna teny frantsay  52 (de volo = bambou, parce qu'il pousse souvent dans les forêts de bambous). Neophloga mananjarensis Jum. & H. Perrier (Arecceae). Très petite espèce à stipe grêle.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  53  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)54  am-bolo
Singan-teny  55 volo
Sokajin-teny  56  kambanteny

Fivaditsoratra  57 ambolo, am-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09