|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  aketa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana ilazana ny lahy amin' ny karazam-balala iray izay atao hoe adrisa ny vavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a species of locust, the male of the adrisa. Also called aketalahy.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 espèce de sauterelle mâle, dont la femelle est l'adrisa. [3.1]
Ohatra  6  mietaketaka foana ny aketa, ary mirisarisa foana ny adrisa, fa izay tsy enina anay mitratraingo. [2.69#]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  8 aketalahy
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)33  aketa
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 (keta = prénom féminin ; mot hybridé avec le français "raquette") Opuntia vulgaris Mill. (Cactaceae). Espèce anciennement introduite (XVIè siècle), ce "figuier de Barbarie" s'était largement développé dans le sud et fournissait une part importante de l'alimentation des boeufs, par ses articles charnus et armés de piquants, et des humains, par ses fruits. Ces peuplements ont été presque entièrement détruits en 1922-1925 par suite de l'introduction d'un Insecte, une Cochenille parasite. Il en résulta une terrible famine.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)37  Aketa
Singan-teny  38 aketa
Sokajin-teny  39  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -22.1333333+45.2333333
Voambolana  40  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  41 aketa, Aketa, 42 etaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10