|
|
|
|

Teny iditra1  mahatratra
Fototeny  2 tratra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 atteindre [1.3, 1.5]
5 saisir [1.3]
6 qui peut atteindre, qui peut saisir [1.3, 1.5]
Ohatra  7  Izay lefona mitranga rehetra dia mahatratra azy avokoa. [2.895#]
8  Niezaka mafy tokoa Ramagozy sao mba mahatratra ahay ny ain-janany. [2.357#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09