|
|
|
|

Teny iditra 1  tontona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Fanjerana zavatra mba hitofotra; fanaovana izay hampihintsana ny ao anatin' ny zavatra iray amin' ny fandonana azy; enti-milaza fiantontan-javatra eo am-pianjerana na fahatongavan-javatra manahirana indray miaraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 action de secouer, de frapper quelque chose contre, comme le linge contre le lavoir, un os contre la table pour en faire sortir la moëlle, une bouteille contre la main pour la bien vider [1.3]
23 cahot [1.13]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tontona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20