|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitontona |
| Fototeny | 2 tontona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera midofitra: mitsatoka na mitombina.
5 Midona amin-javatra. 6 Miampy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|