|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatontona
Fototeny  2 tontona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manakapoka, manintsana: Manatontona tsihy.
5 mikapoka na mandona amin-javatra: Manatontona ny lamba sasana.
6 manampy. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 manontona

Teny iditra (2/2)12  manatontòna
Fototeny  13 tontona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manatontona, manatontòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10