|
|
|
|

Teny iditra1  fitontona
Fototeny  2 tontona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12