|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tondraka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka
4 Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena 5 a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 swollen by floodwater, overflowing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui déborde
[1.3, 1.8] 8 qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) 9 figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3] 10 en crue [1.8] |
| Ohatra |
11 voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra.
[2.587#]
12 ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 tondraka |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 36 tandroka, tondraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|