|
|
|
|

Teny iditra1  fitondrahana
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity.
5 Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fihondratana, 7 fitondrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12