|
|
|
|

Teny iditra1  atondraka
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo?.
5 (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 atondraka, 11 taka-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12