|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tody
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 arrivage, arrivée au port [1.3#706]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20vakantody
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)22 tody
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Valin' ny tao mifotitra amin' ny tena: Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 retaliation, the wages of evil; a return [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 retour, revanche, représailles, châtiment du mal [1.3#706]
27 châtiment; retour des choses [1.8]
28 revanche, représailles, duplicité [1.196]
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  30 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)31 tody
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 fitana [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02