|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fitana |
| Fototeny | 2 ita |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toerana misy ny rano marivo robohina mba
5 hahatongavana eny andafin'ny rano. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Rel. s. from mita (ita).] A ford
[1.2] 7 the act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué
[1.8] 9 traversée 10 conductibilité [1.13] |
| Mpanahaka | 11 fitsakana |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/4) | 15 fitana |
| Fototeny | 16 tana |
| Sokajin-teny | 17 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Fomba entimitana:
19 Izao no filana sabatra raha tsy hainao. 20 Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 21 fitana |
| Fototeny | 22 tana |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 provincial for the hand [tanana, held.]
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (4/4) | 25 Fitana |
| Singan-teny | 26 fitana |
| Sokajin-teny | 27 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 28 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 29 fatany, 30 FIANTA, Fitana, fitana, 31 tafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|