|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manody |
| Fototeny | 2 tody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miverina amin' ny tena mano, mifotitra: Manodiava anao izao ~ Soa atao manodiava, ratsy atao monodiava
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to fall back on one as punishment for evil done
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 retomber comme punition d'une faute
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 andomy, 14 Dimona, 15 dinamô, 16 mandio, manody, 17 midona, midonà, 18 mindao, 19 mionda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|