|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atody
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany. [1.1]
4 vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 an egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.]. [1.2]
6 an egg. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 oeuf. [1.8, 1.13]
8 embryon, zygote. [1.13]
Ohatra  9  Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany. [2.472#161]
10  Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  17  Haiaina 18  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 40 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21  atody
Fototeny  22 tody
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  24 Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 qu'on fait rentrer au port. [1.3]
Haiendriteny 
26  Ny ankehitriny :
27  Ny lasa :
28  Ny hoavy :
29  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  30 atody, 31 tadio

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09