Entrée (1/3) | 1 tarika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato Fitaomana Fanoroana lalana, fitondrana Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby [1.1] |
Explications en anglais |
4 a pulling or leading along; a troup under one person's leadership [1.7] |
Explications en français |
5 action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [1.8] 6 équipe, classe, groupe, traction, lignée [1.13] |
Exemples |
7 Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo;
[2.470]
8 Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [2.117] 9 Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [2.508] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 23 14 combinaisons de tarika |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot tarika |
Entrée (2/3) | 25 tarika |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en malgache |
27 andriana [Sihanaka]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 28 tarika |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en français |
30 (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». [1.196] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 32 Botanique |
Anagrammes | 33 akatry, 34 akitra, 35 Arkita, 36 atrika, 37 kaitra, 38 karaty, 39 Karita, 40 katray, 41 ritaka, 42 tarika, 43 Tiraka, 44 traika, 45 triaka |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |