|
|
|
|

Teny iditra1  anantarika
Singan-teny  2 anana, 3 tarika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' anana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [tarika, leading.] An esculent herb. Amaranthus tristis, L.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de anana = herbe potagère, et tarika = action de traîner, pour les plantes, d'avoir un port rampant).. [Merina]
8 Amaranthus tricolor var. tristis (L.) Thell. (Amaranthaceae). Consommée comme brède. On l'employait aussi dans certaines cérémonies d'exorcisme pour les enfants nés sous le signe d'adalo (le verseau).. [1.196]
9 Drymaria cordata (L.) Willd. ex Schult. (Caryophyllaceae) La plante fraîche écrasée est appliquée comme maturatif sur les abcès et furoncles. Décoction dans les toux chroniques, les états fébriles, etc. D'après Descheemaeker.. [Betsileo] [1.196]
10 Torenia stolonifera Bojer ex Benth. (Linderniaceae) Encore appelée tsakomanta.. [1.196]
Ohatra  11  Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#]
Voambolana  12  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  13 anantarikaomby
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14 anakitrana, 15 anantarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09