| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko.
5 Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy.
6 Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna.
7 Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala.
8 Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara.
9 Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio.
10 Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika.
[1.1]
|