|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 taho- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tahotra |
| Kamban-teny rehetra | 3 taho-bozona |
| Teny iditra (2/4) | 4 taho |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fizarana na fitantanana ny toaka amin' ny mpisotro
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 16 taho |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 ravin-tsaonjo
[Taisaka]
[1.78] 19 Ny ilan' ny zavatra anankiray andraisana azy, mitovy amin' ny hoe zarana, na harana, na tango, saingy matetika samy manana ny efa fampiasa miaraka aminy avy ireo: Zaram-pamaky, haran' angady, tangon-tsotro, tahom-penina 20 Ireto avy ny teny ampiarahina matetika amin' ny taho: elo, filesy, penina, sotro, zinga 21 Ny rantsan' ny zavamaniry mihazona ny ravina sy ny voa: Tahom-boaloboka [1.1] 22 forongo fibatana 23 fizaran'ny zavamaniry mitondra ny rantsana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 a handle
25 the stem of a plant [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 le manche d'un outil, d'un couteau
27 la tige d'une plante [1.8] 28 tige, anse [1.13] 29 (toute l'île). Tronc des arbres, tige des plantes, charnue des Poaceae. [1.196] |
| Ohatra |
30 Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra.
[2.470]
31 Toy ny vonindraozy tsara tarehy ao anatin'ny taho maranitra Razaimalala, ka tsy azo mora izy, fa naharotika sy nandratra ny fon-dRandrianaivo vao hitany. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 33 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Mpanahaka | 34 anjonja, 35 harana, 36 honkona, 37 tango, 38 tangoza, 39 tangozana, 40 varombo, 41 zarana |
| Kamban-teny rehetra | 42 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 44 taho |
| Sokajin-teny | 45 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 (probablement de l'austronésien taro). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) ;
47 surtout les feuilles cueillies pour être consommées à la façon des épinards. 48 Dubois dans son dictionnaire betsileo (supplément) indique : « taho ; 49 feuilles de songe » (« songe » est ici la francisation de saonjo). [Betsimisaraka, Tanala, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 50 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 52 hato, 53 hota, taho, 54 toha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|