|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  harana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [Betsimisaraka] [1.78]
4 Tendrombohitra vato: Haram-bato
5 Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a rocky place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 grands rochers [1.8]
Ohatra  8  Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499#]
9  Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (2/9)13  harana
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/9)17  harana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (4/9)24  haraña
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 hantsana amoron-drano, tevana [Betsileo] [1.78]
27 hantsana, tevana [Tanala] [1.78]
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/9)29  harana
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  32 corail. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  33  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  34 haran-dranomasina

Teny iditra (6/9)35  harana
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 akora [Taisaka, Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  38 sea shells; an eggshell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  39 coquillage; coque des oeufs [1.8]
Voambolana  40  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (7/9)41  harana
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43 (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [Betsimisaraka] [1.78]
44 faty maina [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (8/9)45  harana
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny anglisy  47 a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  48 (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  49  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  50 hazoharana

Teny iditra (9/9)51  Harana
Sokajin-teny  52  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  53 Haran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  54 Harân [2.996]
Voambolana  55  Soratra Masina
Tovy hevitra  56 arana, aràna, arana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  57 Toko sy andininy momba Harana
Lahatsoratra  58 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana

Fivaditsoratra  haraña, Harana, harana, 59 rahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21