|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 honkona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Masom-by lehibe, izany hoe vy fisapisaka mihorona boribory itsofohan' ny zaran' ny angady na antsy, mba hahamafy ny fifandraisany..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 virole.
[1.3#266] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Fitaovam-piasana |
| Teny iditra (2/3) | 14 honkona |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Sorghum caffrorum (Thunb.) P.Beauv. (Poaceae). Le Sorgho ou mil des Caffres. Graine utilisée pour l'alimentation..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 18 honkona |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae). Voir aussi fontsy, ravinala, etc..
[Betsimisaraka Avaratra]
[1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|