|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miafa |
| Fototeny | 2 afa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 imperative and relative not used. To be recovering from sickness..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Se dit de la fièvre qui diminue.
[1.3#5] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 11 miafana |
| Fivaditsoratra | 12 famia, 13 mafay, 14 mafia, 15 miafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|