|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  miafana
Fototeny  2 afa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena
8 Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra [1.1]
Ohatra  9  Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako [1.1]
Tovy hevitra  10 miafa

Teny iditra (2/3) 11  miafana
Fototeny  12 afana
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  18 to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc. [1.3]

Teny iditra (3/3) 20  miafana
Fototeny  21 afana
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  23 manafay, 24 manafia, miafana, miafàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15