Entrée sarobidy (sarotra, vidy)
Partie du discours expression
Définition malgache zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena
¶ Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [Rajemisa 1985]
Définition française [ saro-bidy ] cher, précieux [Abinal 1888]
Autres orthographes 
Exemples Sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [Andraina: Mitaraina, page 116]
Citations 

2013/06/11