|
|
|
|

Teny iditra 1  vidy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
20 Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
21 Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 price, value [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
24 valeur [1.3, 1.5]
Ohatra  25  Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472#152]
Voambolana  26  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  27  vanga
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 38 misy ny teny how vidy
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21