|
|
|
|

Entrée (1/3)1  sahala
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Impératif :
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  11  [1.1] Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo
Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa
Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany.
Explications en anglais  12  [1.7] alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy
Explications en français  13  [1.8] identique, même
Exemples  14  [2.5] sahala ihany izany, hoy Zaka.
15  [2.4] Malagasy sahala amiko avokoa ireo.
16  [2.606] Ny sandriny iray sahala amin' izao.
Synonymes  17  sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry
Analogues  18  sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry

Entrée (2/3)19  sahalà
Partie du discours  20  impératif de l'adjectif sahala [Liste complète]
Explications en français  21  [1.3] soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu

Entrée (3/3)22  sahala
Partie du discours  23  adjectif
Explications en malgache  24  [1.78] [Tanosy] antonona: vilany sahala

Anagrammes  25  hasala, lahasa, sahalà, sahala

Mis à jour le 2025/08/10