Entrée (1/3) | 1 sahala |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [1.1] |
Explications en anglais |
4 alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [1.7] |
Explications en français |
5 identique, même [1.8] |
Exemples |
6 sahala ihany izany, hoy Zaka.
[2.5]
7 Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4] 8 Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 19 3 combinaisons de ce mot |
Synonymes | 20 sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry |
Analogues | 21 sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry |
Entrée (2/3) | 22 sahalà |
Partie du discours | 23 impératif de l'adjectif sahala [Liste complète] |
Explications en français |
24 soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3] |
Entrée (3/3) | 25 sahala |
Partie du discours | 26 adjectif |
Explications en malgache |
27 antonona: vilany sahala [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 28 lahasa, 29 sahala, sahalà |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |