Entrée sady mifofotra no mively vy
Mots élémentaires sady ... no ; mifofotra ; mively ; vy
Partie du discours locution
Explications en malgache Manao ny asa rehetra tsy misy mpanampy [1.1]
Explications en français Non seulement il soufflera, mais il battra le fer
Figuré: laborieux [1.3]
Morphologie 
Présent : sady mifofotra no mively vy
Passé : sady nifofotra no nively vy
Futur : sady hifofotra no hively vy

Mis à jour le 2023/11/20