|
|
|
|

Teny iditra1 mively
Fototeny  2vely
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mikapoka, mamely [Bara] [1.78]
5 mikapoka [Sihanaka] [1.78]
6 Mikapoka (vary) mba hampihintsana ny voany: Mivety vary any am-pamoloana any ny olona
Mampaneno: Mively langorony ny ankizy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to beat a drum; to thresh rice; to forge iron [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 battre le tambour : battre le riz; forger le fer [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02