|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karaza-metaly menamena matroka ny volony,
4 anisan'ny ilaina indrindra amin'ny metaly rehetra 5 fa anaovana fiasana aman-pitaovana isan-karazany [1.1] 6 Metaly azo omena endrika samihafa [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 Iron
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Fer
[1.3, 1.5, 1.8, 1.13, 1.6] 9 métal en général, même non ferreux [1.5] 10 feraille, objets métalliques [1.5] |
| Isam-pirenena |
11 Fe
[3.1] |
| Voambolana | 12 Simia |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 131 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Fisokajiana miherina |
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: vy ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
| Teny iditra (2/4) | 17 vy |
| Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 dur, qui dure longtemps, entêté, obstiné
[1.3] |
| Teny iditra (3/4) | 20 vy |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 antsy
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 23 vy |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 (côte Sud-Est) (de ovy). Non général des plantes à tubercule
[1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|