|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sady |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity
4 fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1] |
| Ohatra |
5 sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery.
[2.4#7]
6 hoy izy sady mihinana ihany. [2.470#45] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 dasy, 9 disa, sady |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|