|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rindra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filantolantoana na fandaharana zavatra maro mba hifanaraka tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 arrangement. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 ordre, arrangement, disposition. [1.3]
6 arrangement harmonieux. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)27  rindra
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Ny hoditry ny zozoro anaovana tsihy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30 l'écorce du zozoro employée pour faire des nattes. [1.3]
31 (dans son sens général : arrangement régulier, symétrique). Nom de l'écorce du zozoro : Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. (Cyperaceae) quand elle est séparée de la moelle. Très employée pour la confection des nattes et autres objets de sparterie. La moelle est utilisée de son côté après séchage, sous le nom de fonjozoro. Les zozoro cueillis en saison des pluies, avant maturité des tiges, donnent un produit de basse qualité dit rindra poa-drano. Ceux qui sont séchés trop vite, au grand soleil, deviennent cassants et sont dits rindra vato. Seules les écorces bien préparées portent le nom de rindra ; elles doivent être à la fois solides et élastiques. Outre leur usage en sparterie, elles sont susceptibles de fournir une excellente pâte à papier.. [Betsileo] [1.196]
Ohatra  32  Tsihy rindra no nametrahana ny goran-damba namidy. [2.356]
33  Sobiky rindra notampenan-kerana : ny azy fanahy iniany. [1.316]
Voambolana  34  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)36  rindra
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 Zavatra natao ho afaka hiditra tsara ao anatin' ny zavatra iray hafa noho ny kinifinifiny afaka mikorisa amin' ny lavaka namboarina ho an' izany amin' ilay lavaka faharoa, saikirò: Tapaka ao anatin' ny ambaviny ny rindrankazo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  39 the thread of a screw or bolt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  40 pas de vis et filet de la vis. [1.3, 1.8]
Voambolana  41  Haitao
Kamban-teny rehetra  42  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09