Entrée (1/2) | 1 mandrindra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 rindra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana |
Explications en anglais |
9 [1.7] to set in order, to arrange; to reconcile |
Explications en français |
10 [1.8] arranger, mettre en ordre; réconcilier |
Exemples |
11 [2.445#] manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona. 12 [2.424#] Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. |
Entrée (2/2) | 13 mandrindrà |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mandrindra [Liste complète] |
Radical | 15 rindra |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Anagrammes | 17 andrindram, mandrindra, mandrindrà |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |