|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fonjozoro |
| Singan-teny | 2 fo, 3 zozoro |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ny atin' ny zozoro: Ny fonjozoro dia fampiasa atao lafika na famaohana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the pith of the papyrus or zozoro.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 la moëlle des zozoro.
[1.3] 8 La moelle du zozoro, Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. (Cyperaceae). On s'en sert pour bourrer les coussins et matelas. [1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Tsipelina hafa | 10 fahanjozoro, fanjozoro |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|