|
|
|
|

Entrée (1/2)1  resy
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Préfixée :
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Tous les mots composés  13  20 mots contenant resy
Explications en malgache  14  [1.1] Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony
Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao
Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy
Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany
Explications en anglais  15  [1.7] defeated conquered, overcome
Explications en français  16  [1.8] battu, conquis
17  [1.196] vaincu, qui a perdu sa valeur
Exemples  18  [2.508] Maty Ratsimive ary resy ny tafiny.
19  [2.944] Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny.
20  [1.267] Ho resy miandalana ny andro mahory!
Analogues  21  resy tosika, maty an-daharana, voatosika, tsy mahazo an-tsahala, voasongona, sendra tolona tsy omby tratra, ambaka noho, latsaka ambany noho, tsy mahaleo, tsy mahasehaka, tsy mahovoka, tsy mahatohitra, milavo lefona, miamboho lahy, mifori-drambo, mandray sanga, mangataka ranomandry, resy tsy miady

Entrée (2/2)22  resy
Partie du discours  23  verbe passif
Explications en malgache  24  [1.78] [Taisaka, Tanosy] noana

Anagrammes  25  resy, sery

Mis à jour le 2025/08/10