|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 noana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 hungry
[1.2] 5 hungry 6 deflated (of a tire) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui a faim, affamé
8 dégonflé (se dit des pneus) [1.8] |
| Ohatra |
9 Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika:
[2.293]
10 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324] 11 Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 18 fotsytsinay, 19 lampana, 20 maimolotra, 21 maivantsyzaka, 22 mangebaka, 23 miempaempa, 24 mifehykibo, 25 mifezafezaka, 26 milelalelanyambavafo, 27 mitakikyvava, 28 mitanatanavava, 29 mitsakodilana, 30 mosarena, 31 rebaka, 32 refona, 33 reraka, 34 tsymahatsindrytsihy, 35 vavatakiky, 36 voannyaretimbilany |
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 39 añano, anano, 40 añona, anona, 41 ñaoña, naona, noana, 42 onana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|